Teny iditra | 1 himake |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Faharatsiantoeran' ny zaza ao an-kibon' ny reniny izay mahatonga azy hisisika an-tsisiny akaikin' ny moja, ary mahatonga an-dreniny kosa tsy hahay mitsangana loatra. [Sakalava]
[1.1] |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 7 himake, mihake, miheka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |