Teny iditra |
indrỳ
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manondro olona na zavatra tokana erỳ lavitra: Indrỳ lasa ny fiaramanidina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Behold! Here it is. See indro [1.2]
|
| Look! there it is! [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tiens! Le voilà (au loin) [1.3]
|
| Voilà! là! [1.8]
|
|
Teny iditra |
indrỳ
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra izaitsizy, toy ny "ialahy" amin' ny samy lehilahy: Indrỳ ve tsy mahita mpampianatra zavamaneno hampianatra ahy? / Taiza aho no hitan' indrỳ nanendrikendrika an' indrỳ [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | You (singular), used familiarly by mother to daughter [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Toi, s'emploie entre la mère et sa fille [1.8]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
indry
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
[1.78]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|