Teny iditra ireny (iny)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy those (in sight); plur. of iny and io [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ceux-là (visibles) [Hallanger 1974]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17