| Teny iditra | 1 ireo |
| Fototeny | 2 io |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina
[1.1] |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 7 eroy, ireo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28 |
|