Teny iditra irikatra (iry)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Misy tovana ikatra, mitovy hevitra amin' ny fototeny' iry" niaviany ihany: Mba mahafinaritra ahy irikatra hazo midoroboka irikatra [Rajemisa 1985]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17