Teny iditra irikitra (iry)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana anglisy that one yonder far away (in sight) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay celui-là, bien loin (visible) [Hallanger 1974]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Hay ialahy ry tovolahy kely ilay nandratra an'i Tsolo lefitro indray alina irikitra. [Rapatsalahy: Kintana, takila 90]

2019/08/17