Teny iditra (1/2) | 1 irotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 espèce de soie indigène teinte en noir [1.3] |
Voambolana |
4 Toe-karena: zaitra |
Teny iditra (2/2) | 5 irotra |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' irotra [1.1] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 13 irotra, oritra, riotra, roitra, triaro |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |