Teny iditra | 1 izaho |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina: 4 Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ. 5 (Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: 6 Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 see aho. [1.2] 8 I (emphatic) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 je, moi. 10 Manao izaho ity: faire l'important. [1.3, 1.8] 11 je, moi (s'emploie au début de la phrase). [1.5] 12 je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [Tanala] [1.6] |
Fanazavàna teny italianina |
13 io [1.18] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Ny mpisolo rehetra 21 Ny mpisolo rehetra |
Fivaditsoratra | 22 haizo, izaho |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/30 |