|
|
|
|

Teny iditra1  izany
Fototeny  2 iny
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 that, this, these, those. But not generally referring to things or people seen at the time of speaking [1.2]
6 that; those [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 ce, cet, cette
8 cela, celui-là, celle-là
9 voilà: Izany mihira izany ny ankizy (Voilà les enfants qui chantent) [1.3]
10 celui-là; ceux-là [1.8]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 32 amin' io teny io
Teny nalaina  12  Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  13  label='pns' run='pronouns?w=izany' />

Fivaditsoratra  izany, 14 izina, 15 ny azy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26