Teny iditra | 1 izaroa |
Fototeny | 2 iroa |
Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 those far away (not in sight) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 ceux-là. bien loin (pas visibles) [1.8] |
Ohatra |
6 izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany. [2.470#] 7 Ny resaka tsy fanovana antsipiriana-javatra izatsy na izaroa, heverina ho mavesa-danja noho ny hafa, ka mitaky ezaka mbola mafy kokoa. [1.369#] |
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny mpisolo rehetra 9 Ny mpisolo rehetra |
Fivaditsoratra | 10 azario, izarao, izaroa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |