Teny iditra izatsony (itsony)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany ihany "itsony" [Rajemisa 1985]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17