|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  izay
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay
4  Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  who, whom, which, that [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  qui, que, à qui, à quoi [1.8]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny mpisolo rehetra
18  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/3)19  izay
Sokajin-teny  20  tambinteny
Fanazavàna teny anglisy  21  now [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22  maintenant [1.8]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  24  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (3/3)25  izay
Sokajin-teny  26  tenim-piontanana
Fanazavàna teny anglisy  27  exclamation of approval; that's it ! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28  c'est bien cela ! [1.8]
Tsanganana sy sary iray takila  29  Ny tenim-piontanana rehetra

Fivaditsoratra  30  aizy, izay

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11