|
|
|
|

Teny iditra1  izy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso
4  Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] [1.2]
6  he, she, it [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Il, elle, lui, le, la [1.3]
8  Il, elle [1.5]
9  il, elle [1.8]
Fanazavàna teny italianina  10  egli; ella [1.18]
Kamban-teny 
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  20  Ny mpisolo rehetra
21  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01