|
|
|
|

Teny iditra1  J    j    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz.
Mpanahaka  5  abidy
Anaran' olona 
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny abidia
Lahatsoratra  8  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
10 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21