|
|
|
|

Teny iditra1  jipy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fiarakodia miaramila tany am-boalohany, afaka mandeha amin' izay tian-kaleha, ampiasaina amin' ny tany miady raha nisy zavatra na toe-javatra tian-kozahana na vaovao tian-koentina [1.1]
Voambolana  4  Fitaterana
5  Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31