Teny iditra jirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Commerce, trafic en détail, vente d’esclave [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra jirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo
Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A band of robbers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pillards qui vont par bande [1.3]
  [Tankarana] Brigandage en bandes. [1.19]
 Bande de pillards [1.8]
Ohatra Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [2.324]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08