Teny iditra | 1 kafe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo salasalany, 3 metatra ny haavony raha ambolena ary mahatratra hatramin' ny 10 metatra raha maniry amin' izao; ny voany no anaovana fisotro 4 Fisotro avy amin' ny rano ampangotrahina miaraka amin' ny voan-kafe voaendy sy voatoto, manan-kery isan-karazany fa mampihendratrendratra ny hozatra ary manaitaitra ny vavony sy ny afero hamoaka rano manampy amin' ny fandevonana ary manamora ny fihetsiky ny tsinay sy ny fandehan' ny fivalanandrano [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 coffee [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Caféier, café [1.3] 7 café [1.8] 8 (toute l'île) (du français café : nom des caféiers cultivés et de l'infusion obtenue des grains après torréfaction). Coffea arabica L., Coffea canephora Pierre ex A. Froehner, Coffea robusta L. Linden et plus rarement Coffea liberica W. Bull ex Hiern (Rubiaceae). On appelle kafe gasy (de malagasy : malgache) Coffea arabica plus anciennement introduit, alors que les autres caféiers sont le plus souvent désignés par leur nom spécifique ou variétal. La culture du caféier occupe une superficie significative à Madagascar : environ 195 000 ha en 1960 mais n'a pas pratiquement évoluée depuis lors, 200 000 ha en 2000. La production annuelle de café se situe aux environs de 70 000 tonnes dont 95% de Coffea robusta, contre 55 000 tonnes en 1960. Un rendement assez mediocre, de l'ordre de 200 à 300g par pied contre 500g 1kg pour d'autres pays producteurs, lié au vieillissement des plantations. L'infusion du café est utilisée en thérapeutique malgache comme stimulant et diurétique. Les contre-indications connues concernent surtout l'hypertension artérielle et les douleurs rhumatoïdes. On utilise aussi le jus des feuilles fraîches, écrasées au mortier, à raison d'une cuillerée pour calmer les douleurs intestinales dans les diarrhées. [1.196] |
Ohatra |
9 Mety ho voly midadasika ny kafe. [2.117] 10 Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony; [2.472] 11 Nankany an-tsenan' Isotry aho, dia nisotro kafe sy nihinana ramanonaka teo. [2.4] |
Voambolana |
12 Haizavamaniry: fifinto |
Anarana ara-tsiansa |
|
Sary |
|
Fivaditsoratra | 17 feka, kafe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |