|
|
|
|

Teny iditra1  kalesy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly
4  Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a horse-drawn carriage; a railroad carriage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  calèche; wagon de chemin de fer [1.8]
7  calèche, voiture, chariot [1.13]
Ohatra  8  Kalesy dimy mikambana no indray mandeha. [2.366#]
9  rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470#]
10  Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366#]
Voambolana  11  Fitaterana
Kamban-teny 
Lahatsoratra  14  Randzavola: kalesy ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11