Teny iditra | kilaoty | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Akanjon-dehilahy manarona hatreo amin' ny valahana ka hatreo amin' ny lohalika Fanao anatim-behivavy amin' ny tapaka ambany [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Ny fihaviany | Frantsay: culotte. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |