|
|
|
|

Teny iditra1  kinkiho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ny faritra ivelan'ny fitohizan'ny toron-tsandry sy ny sandry, kiho: Mitovy foretana fany samby hafa fandre koa ny lohalitre amin'kinkiho (samy miforitra nefa samihafa fandry toy ny lohalika sy ny kiho) [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4  coude (minko). § kìho. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31