Teny iditra | kitrokely | |||
Singan-teny | kitro ; kely | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ilay taolana mivohitra miranirany eo anelanelan' ny ranjo sy ny tongotra; ny kitrokely dia karazana kambon' ny tendron' ireo taolan-dranjo anankiroa [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Cheville [1.13] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |