Teny iditra | kolepaka (lepaka) | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandringa tsy marim-pamindra, fohy na maratra ny tongotra ila ka ohatra ny taritina [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Limping; loose [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui boite, bancal [1.8] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | kapolake, kolepaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |