Teny iditra | 1 korise |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-dantelina atao amin' ny kofehy ba, ka vy kely mifaraingo no ampidirana sy isintonana ny kofehy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Ouvrage fait au crochet. [1.3#356] |
Ohatra |
5 Zazavavy mahay zavatra rahateo koa moa izy, ka efa nahavita kitapo misy dantelina miharo venizy sy korise hasiana ny fihirana, mba hovimbinina toy ny fanaon'ny Madamabe. [1.222#mg] |
Voambolana |
6 Toe-karena: zaitra |
Fivaditsoratra | 7 kisore, korise, sikore |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |