|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  L    l    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache.
Mpanahaka  5  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny abidia
Lahatsoratra  7  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/2)10  L    l    
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 50
Voambolana  13  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21