|
|
|
|

Teny iditra1  lalan-drivotra
Singan-teny  2  lalana, rivotra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ny orona sy ny vava izay iainan; ny fidiran' ny rivotra avy eo amin' ny vava na orona mankany amin' ny havokavoka [1.1]
Voambolana  5  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12