Teny iditra | 1 lefi-nono |
Singan-teny | 2 lefitra, nono |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 faritra amin' ny akanjom-behivavy izay mamintina ny tratra mitovy amin' ny akanjo boritanana, mba hanatsarana ny bika [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 plis des robes, des corsets pour les seins [1.3] |
Voambolana |
6 Toe-karena: zaitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27 |