Teny iditra leitsy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana frantsay tu (marque l'intimité et la famil [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Aoka leitsy, hoy ilay namany; [Ravoajanahary: Sarotra, takila 42]
2Vola ve leitsy dia halefa an-tariby? [FOFAFIPE: Rosovola, takila 96]

2019/08/17