Teny iditra leitỳ
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana frantsay celui-ci [Rajaonarimanana 1995]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Olona, leity, fa mifohaza! [Ravalison: Atodiorokoroka]
2Inona hoe leity sao izaho marenina? [Rapatsalahy: Kintana, takila 52]

2019/08/17