| Teny iditra | 1 lopotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lamba volonondry mainty na manga antitra fanao akanjo sy pataloa, akanjom-behivavy.
[1.1] 4 Karazan-damba [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Draperie
[1.13] 6 nom générique des tissus de laine, draps [1.5] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: zaitra |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 6 misy io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 lapotro, lopotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|