Teny iditra malailay (lailay (lay))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra) [1.78]
 Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy
Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany
Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Scratchy, itchy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui cause des démangeaisons [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20