Teny iditra malaso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana iantsoan' ny any atsimo ny dahalo [1.1]
 Dahalo, olon-dratsy [2.285]
Fanazavàna teny frantsay Bandit de grands chemins [4.14]
Ohatra Mba mety ho vitany ihany ve ny handresy ireny andiana malaso tsara rindra ireny ka hamerina indray ny fandriampahalemana any amin' iny faritra iny manontolo? [4.27]
Voambolana 
Tovy hevitra dahalo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/04