|
|
|
|

Teny iditra1  mamboy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  manasa vody na fory, misasa (vehivavy) [Tanala] [1.78]
4  manasa ny taova filahiana na fivaviana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  se laver l'organe génital et l'anus [1.13]
Voambolana  6  Fahasalamana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31