|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandoa
Fototeny  2  loa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to vomit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  vomir [1.3, 1.8]
Ohatra  7  mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent) [1.3]
Voambolana  8  Fahasalamana
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)16  mandoa
Fototeny  17  loa
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19  Manefa: Mandoa trosa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20  to pay [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21  payer [1.3, 1.8]
22  rembourser, restituer [1.3]
Ohatra  23  mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente) [1.3]
24  mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany. [2.508]
Haiendriteny 
25  Ny ankehitriny :
26  Ny lasa :
27  Ny hoavy :
28  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  31  mandao, mandoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08