Teny iditra mandranoka (ranoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao
Mahatonga ho osa, reraka: Ny aretina no mandranoka ny marary
Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be sickly, to be an invalid. It differs from Marary in its referring more to the effects of a disease, as causing sleeplessness, pain, etc. [1.2]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandranoka
Ny lasa : nandranoka
Ny hoavy : handranoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20