|
|
|
|

Teny iditra1  mandrendrindrendrina (rendrindrendrina)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Voambolana  3  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny maso manjavonjavona noho ny havesaran' ny loha na avy nijery zavatra mahajemby [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Avoir la vue troublée et fatiguée par suite d’une lourdeur de tête ou parce qu’on a regardé des objets éblouissants [1.3#524]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09