Teny iditra | mangintsina (hintsina) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra Mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry Manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra Leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha? [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To ring (of the ears) [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tinter (se dit des oreilles) [1.8] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |