Teny iditra (1/2) | 1 manompo |
Fototeny | 2 tompo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa 5 Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [1.1] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny manompo io |
Teny iditra (2/2) | 12 manompo |
Fototeny | 13 tompo |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 mararin'ny nendra [Tambahoaka]
[1.78] |
Voambolana |
16 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 17 manompo, mpamono |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |