Teny iditra | 1 mivika |
Fototeny | 2 vika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipitsoka, mioritra, folaka: Nianjera i Koto ka nivika ny hato-tongony [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be sprained, as an ankle [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 être entorsé, comme la cheville [1.8] |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mivika io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |