Teny iditra mova tsy (ova, tsy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3]
Ohatra 
1Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra [2.576]
2Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298]
3Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470]
Tovy hevitra mitovy amy ~ ohatra ny ~ tahaka ny
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/13