|
|
|
|

Teny iditra1  mpanotra
Fototeny  2  otra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  celui qui masse [1.3#472]
6  (de otra : action de masser, de frictionner). Empirique qui guérit les entorses, les foulures, en faisant principalement des frictions et des massages. C'est aussi lui qui soigne les adénites cervicales en y imposant les mains. Voir odi-hanatra. [Merina] [1.196]
Ohatra  7  Ho avy eo ny mpanotra sy ny mpimasy sy ny mpisikidy. [2.528#]
8  Nolazain'ny mpanotra fa tsy ho sitrana mihitsy io raha tsy tapahina sao lo ka mitarika hahafaty azy, dia nofaranana mihitsy ny sandrin'i Fandravaka kely. [2.895#]
Voambolana  9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20