Teny iditra | nongom-body | |
Singan-teny | nongo ; vody | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay faritra mandomba na mandroso amin' ny fitombenana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [vody, the rump.] a part of the spine near the rump. [1.2] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |