|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ô
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  (vocative) [1.8]
Ohatra  6  Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika [2.48]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (2/4)8  -o
Sokajin-teny  9  mpisolo anarana
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra
11  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (3/4)12  o
Sokajin-teny  13  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  14  Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15  the fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16  Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny abidia
Lahatsoratra  18  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
19 

Teny iditra (4/4)20  O
Sokajin-teny  21  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  22  Ôksizenina. Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  23  Oxygen. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  24  Oxygène. [3.1]
Voambolana  25  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  26  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07