Teny iditra | 1 ovy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaniry fihinana ny vodiny, noho izy be tavolo, tsara, fantatra koa amin' ny anarana hoe ovimbazaha [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 sweet potatoes; potatoes [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 patate; pomme de terre [1.8] 6 (toute l'île). Nom général des tubercules et notamment de ceux qu'on peut consommer comme aliment. Nom donné aussi à l'ensemble de la plante quand il s'agit des espèces suivantes, suivant les dialectes :
|
Voambolana |
7 Haizavamaniry: anana |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny ovy io |
Fivaditsoratra | 21 ovy, voy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |