|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ozatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  jereo hozatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a muscle, a sinew [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  les nerfs, les muscles, les veines [1.3]
6  muscle, nerf [1.8]
Ohatra  7  Raha tapaka ny ozatra: [2.48]
Voambolana  8  Haiaina
Sampanteny 
9  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  10  hozatra
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny ozatra io

Teny iditra (2/4)13  ozatra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  les nervures des feuilles [1.3]
16  (toute l'île) Les nervures des feuilles. On peut préciser oza-dravina pour distinguer des sens (2) et (3). [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (3/4)18  ozatra
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20  les filaments des plantes [1.3]
21  Fibres grossières, genre de crins végétaux, fournis par des Arecaceae. Voir aussi vonitra . Le même mot s'emploie chez les animaux pour les ligaments. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (4/4)23  ozatra
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25  les veines du bois [1.3]
26  Veines du bois, visibles sur la coupe. On dit aussi be-ozatra pour les bois nerveux, difficiles à travailler ; hazo-ozatina : bois riche en fibres. [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  29  azotra, ozatra, tarazo, zaotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20