Teny iditra p
Sokajin-teny anarana (simboly)
Fandikana malagasy Tarehintsoratra fahadimy ambin'ny folo ary renisoratra fahiraika ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny f miova ho p: sarotra fantarina = saro-pantarina. [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay La quinzième lettre et onzième consonne de l'alphabet malgache. [Abinal 1888]
Mpanahaka   ~ abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra P
Sokajin-teny anarana (simboly)
Fandikana malagasy  Fôsfôrô. Singa mivaingana, faha-15 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Fandikana anglisy Phosphorus. [3.1]
Fandikana frantsay Phosphore. [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03