Teny iditra pahina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso
Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dim (of the eyes) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche. [1.3]
 Dont la vue est faible (se dit des yeux) [1.8]
Ohatra 
1Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao! [2.528]
2Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko? [1.436]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04