Teny iditra | 1 pataloa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 trousers. See saroaly [1.2] 5 trousers [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 pantalon [1.3] 7 pantalon [1.8] |
Ohatra |
8 Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany. [2.472] 9 Ny vodim-pataloa rovitra, ny lohalika feno ratra, ny kapoka mandrivorivo azo. [2.117#] |
Voambolana |
10 Toe-karena: zaitra |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 15 pataloha |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |