|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  penjy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  penjy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Karazan' ahitra fanao satroka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  (de penjy : action de prendre à pleine main en serrant fortement). Nom cité par Malzac. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Utilisé en sparterie pour les chapeaux, nattes, soubiques et sacs d'emballage. [Betsimisaraka] [1.196]
Ohatra  10  Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470]
11  Somary efa zokinjokiny izy ireo, manao ambony sy ambany volontany, samy misatroka penjy ary samy mitafy lamba soga voloina, - Nahoana ny an' i Zandry no io no hohanina? [2.4]
Voambolana  12  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31