Teny iditra (1/2) | 1 rajako |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin' ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin' ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy 4 Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan' ny olona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 see Jako [1.2] 6 a monkey (African) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 singe [1.54] 8 singe (africain) [1.8] |
Voambolana |
9 Haibiby: mampinono |
Lahatsoratra |
10 Randzavola: rajako ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 11 rajako |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 Perrier's sifaka, Perrier de la Bathie's sifaka, Perrier's simpona (Propithecus diadema perrieri) [2.233] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 propithèque de Perrier (Propithecus diadema perrieri) [2.233] |
Voambolana |
15 Haibiby: mampinono |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny Gidro |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18 |