Teny iditra ramiary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium) [1.1]
 Karazan-javamaniry fanamboarana fanafody [1.13]
Fanazavàna teny anglisy The thorn apple. Datura alba. Nees. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Datura stramonium [1.13]
 Voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p. 141 [1.196]
Anarana siantifika Datura alba, Datura stramonium
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/02